vendredi 20 janvier 2017

Livres numériques

Raha toa ka mbola maro ireo mpamaky sy mpanjifa ny boky taratasy dia tsy latsa-danja amin'izany ihany koa ireo liana amin'ny boky elektronika. Mora lavitra noho itsy voalohany mantsy izy ity ary mora hita ihany koa rehefa manao fikarohana any anaty internet.
Ireto izay homeko anao ireto dia maimaimpoana (0 ariary) satria fantatro fa mahasoa anao, mahasoa ny mpiray tanindrazana amiko, mba tsy ho voambakan'ireo vahiny amin'ny fivoharana amin'ny lafiny rehetra.  
Izay mahaliana anao dia aza misalasala mandefa email amiko (raztjfan@gmail.com) fa homeko anao maimaimpoana izany.


- fianarana langues : français, anglais, italien, allemand,...
- développement personnel
- management & leadership
- cerveau / mémoire
- Baiboly malagasy, frantsay, anglais
- fianarana informatiques
- sns ...




Ny soa atao levenambola ...

Raha mahazo maimaimpoana ianao dia manomeza maimaimpoana.
Tsara kokoa ny manome noho ny mandray.




3 commentaires:

  1. babyliss nano titanium flat iron - TITNIA-arts.com
    We titanium wedding bands for men have microtouch titanium created titanium tent stove an amazing titanium eyeglass frames replica for everyone and have created a new version of the famous babyliss nano stainless steel that titanium hair trimmer is completely adjustable $59.00 · ‎In stock

    RépondreSupprimer
  2. Las Vegas' Wynn Casino - JTM Hub
    Casino. febcasino Wynn is a $4 billion resort with four hotel towers with 5,750 rooms and suites. Each of https://deccasino.com/review/merit-casino/ the hotel towers includes 출장안마 a 20,000 square foot bsjeon.net casino and https://febcasino.com/review/merit-casino/ a

    RépondreSupprimer