mercredi 18 janvier 2017

FOMBA AHAZOANA VOLA AMIN'NY INTERNET


Maro ireo fomba ahazoana vola amin'ny internet fa ity atolotro ho anao ity dia fomba iray sady tsotra no tsy mila "investissement" fa mi-cliquer publicités ianao dia mahazo vola : izay no antsoina hoe PTC (paid to click).

Ny PTC izany dia site afaka manome vola ho anao rehefa mi-cliquer ireo "liens publicitaires" eo aminy ianao.

Maro ireo sites PTC fa betsaka amin'izy ireny no tsy mety eto Madagasikara ny fandoavana vola.

Marihiko tsara fa ireto izay tanisako manaraka ireto dia  TENA METY SY MAHOMBY. Nisy nizara tamiko ka nandramako ary mety amiko ka mba zaraiko aminao ihany koa.





A -IREO ZAVATRA ILAINA

  1 -  ADIRESY E-MAIL
Ny zavatra mila ataonao voalohany dia ny manokatra adiresy e-mail. Ny Gmail no tsara indrindra.www.gmail.com
Io adiresinao io no ampiasana amin'ny inscription rehetra izay atao ao amin'ireo sites PTC.

2 - COMPTE BANQUE VIRTUELLE PAYZA
Mila manokatra compte PAYZA ihany koa ianao mba ahafahin’ireo sites PTC izay iasanao mandefa ny volanao satria izy ireo dia tsy mifandray mivantana amin’ireo banque réelle toy ny BNI, BOA, BFV,..
Ny compte PAYZA dia banque virtuelle mifandray aminao ary ahafahanao mi-gérer araka izay tianao ny volanao. Tsy misy atahoranao fa tena azo antoka tsara ny compte PAYZA.
Ny adiresy Gmail tetsy ambony ihany no ampiasainao amin'ny inscription rehetra atao ao anatin' ny payza.
1.       Manao inscription gratuite ao amin'ny PAYZA (www.payza.com)
2.       Tsindrio ny tsipikakely telo eo ankavanan’ny «Menu »
3.       Tsindrio “SIGN UP”
4.       Rehefa tonga eo ianao dia afaka misafidy ny teny FRANCAIS. Raha en anglais ny page dia tsindrio ilay soratra ENGLISH eo ankavian’ny SUPPORT dia mivadika ho FRANCAIS.
5.       Choisissez votre pays : Madagascar
6.       Choisir « Personnel » fa io no tsotra indrindra (fa tsy Affaires)
7.       Fenoy ara-dalàna sy marina tsara daholo ny champs rehetra mba tsy ho sahirana ianao rehefa mandray ny volanao
8.       Rehefa vitanao ny dingana rehetra dia mahazo compte gratuit ianao ary azo ampiasaina avy hatrany
9.       Rehefa tonga eo amin’ilay hoe NIP de Transaction dia mamorona numéros (6 isa), karazana mot de passe io ka raiso an-tsoratra tsara fa ilainao io rehefa anao retrait ianao. Aza atao date d’anniversairenao fa ataovy an’ny vadinao na zanakao (ex:220488)
10.   Vérification compte payza: Misy fomba 3 izy io saingy fomba iray ihany no mety eto amin-tsika hatreto dia ny validation par carte izany. Aza manahy anefa fa tsy obligatoire io, ary tsy manakana ny volanao hiditra sy hivoaka fa misy fetra ho 500$ par mois fotsiny ny vola miditra na mivoaka ao amin'ny payza. Raha miasa amin'ny NEOBUX ianao dia tsy mila compte payza vérifié akory dia ho azonao ny volanao!
11.   Raiso an-tsoratra tsara avokoa ireo informations rehetra nanaovanao inscription tamin’ny PAYZA fa tsy afaka manao réinscription intsony ianao raha sendra ka misy tsy tadidy. Ny Payza mantsy dia tadidio fa Banque ka raisiny ho fraude raha toa ka manokatra compte 2 na maromaro ny olona iray.
12.   Félicitation! Dia mirary anao ahita ny soa sy ny tsara indrindra amin’ny asa izay kasainao. Tena mahavelona tokoa ny asa sur internet saingy mila faharetana sy fahavononana ety am-piandohana.

B –TOP 3 DES SITES PTC (Paid To Click)
Ireto avy ireo sites tsara sy azo antoka indrindra ahazoanao vola :
1 – NEOBUX

Mety foana na connexion ao an-trano no ampiasainao (tsara kokoa) na any amin’ny cyber. Fa raha any @ cyber ianao no miasa dia tsy tokony hiovaova poste ao anatin’ny 24h fa mitarika ny fahatapahan’ny compte-nao izany. Izany hoe rehefa mi-clique “liens publicitaires” izany ianao dia tokony ho adresse IP iny foana no ampiasainao mandritra ny tontolo andro. Fa tsy mety raha ny maraina ianao poste hafa no nampiasainao dia ny hariva mifindra poste hafa indray. Chaque annonce ne peut être consultée par la même adresse IP qu'une seule fois par 24 heures. »

Afaka manao inscription gratuite eto ianao : https://www.neobux.com/?r=jordyraz
1.      Tsindrio ny « s’inscrire »
2.      Fenoy tsara avokoa ireo champs rehetra
3.      rehefa vita ny inscription dia jereo ny adresse e-mail nao fa misy lien d’activation nalefan’ny neobux any dia cliquena fotsiny iny. Tsy maintsy atao izany raha tsy izay tsy afaka miasa.
F : Ny fanontaniana matetika mipetra dia ny hoe : « Inona no apetraka amin’ilay « courriel payza » rehefa manao inscription @ NEOBUX ?
V : Ny valiny dia hoe ilay adresse e-mail nanaovanao inscription tao @ payza ihany no apetrka eo.


Rehefa manomboka miasa @ NEOBUX ianao dia toy izao no atao :
1.       Tsindrio “connexion”
2.       Ampidiro ny Nom d’utilisateur sy ny mot de passe
3.       Rehefa tafiditra dia tsindrio « voir les Publicités »
4.       Misy cases kely marobe « violet », « vert », « orange »
5.       Cliquenao tsirairay ireny ary miandry ilay “timer” (mandrapaha orange tanteraka ilay litera “O” eo @ NEOBUX) dia mitombo tsikelikely ny volanao
6.       Ireo pub miloko “orange” ery ambany no tsara cliquena voalohany satria ireo no priorités (raha sendra maikamaika ianao dia ireo no tsy maintsy cliquena fa ny ambiny afaka ajanona)
7.       Misolo pub vaovao isaky ny 24h ireo pub ireo arakakaraka ny heure nanaovanao inscription.
8.       raha toa ka misy soratra milaza fa efa nisy utilisateur hafa nanao clic teo @ adresse IP anaovanao connexion dia midika izany fa efa misy manao NEOBUX koa amin’ny connexion ataonao. Mifindrà cyber hafa.
9.       Mis ny hoe “Adprize” izay hitanao ery ambany ankavanana: rehefa mi-clique eo ianao dia mety ahazo vola hatramin’ny 50$ (toy ireny loterie ireny, indraindray mahazo indraindray miala maina)
10.   Raha toa ka manao vacance kely ianao ka tsy afaka mi-clique dia aza atao mihoatra ny 30 andro mitohy izany fa mitarika fahatapahan’ny compte-nao
11.   FILLEUL: Marihina fa mila FAHARETANA sy FAHAVONONANA ny asa atao amin’ireo PTC ety amboalohany satria dia kely dia kely ny vola @ voalohany. Rehefa afaka 1 mois any hoany ianao dia misy ny fomba azo anafainganana ny fidiram-bola : MAMPIASA FILLEUL. Tsy ny mi-clique “0.001$” isaky ny pub no mampahomby fa ny fanofanao “filleul”. Ny atao hoe filleul dia ireo mpiasa toa anao ihany (mi-clique pub) fa ianao izay parrain dia mahazo pourcentage arakakaraka izay vola azon’ireo filleul-nao. Rehefa mahatratra 0.6$ ny compte-nao dia afaka manofa filleul 3 ianao. Atoroko anao ny fomba fanaovana izany rehefa tonga ny fotoana ilainao azy.
Inscription gratuite : https://www.neobux.com/?r=jordyraz


2 – WAD.JOOO
En cliquant sur les annonces, vous pouvez gagner 0,025$ ~ 0,06$ par jour.
Vous pouvez cliquer 25 à 50 annonces par jour, suivant la disponibilité d'affichage des pub, 
d'une valeur de 0.001 à 0.1 pour le compte standard. (N.B: Parfois, le nombre de publicité affiché est de 16 au minimum alors je vous suggère de ré-visitez votre boîte à publicité pour avoir une moyenne de clic de 25 à 50 clics par jour.)
Le transfert de solde ojooo minimum vers le solde de location de filleuls est de 2 $.
Alors, économisez votre argent jusqu'à ce que vos revenus deviennent 2 $.
Il faudra beaucoup de temps, mais vous devez être patient pendant cette période. Sauf si vous cherchez des filleuls directs pour accélérer votre gain journalier.

Quand vous faites 2 $, transférer l'argent dans 'le Solde de location de filleuls' et acheter 10 RR. Le frais de location pour un RR est de 0,20 $.
Après avoir acheté 10 RR, consultez le clic moyen de chaque RR.
Réglez l'Autopay sur le RR qui a une moyenne de clic supérieur à 1,5 avec un moyenne de gains de 0,02 et plus chaque jour.
Si vous voyez que certains de vos RR sont inactifs, laissez-le système les recyclé tous les 7 jours contre des actifs)
Si la moyenne de clics de vos RR sont élevés, vous gagnez environ 0,20 $ par jour
(Vos clics $0,03 + $ 0,17 RR)

N.B: Si vous ne souhaitez pas cliquer toutes les publicités, essayez de cliquer les pubs à 30, 60 secondes pour avoir une moyenne de 0.02$ au minimum chaque jour.


Inscription gratuite
inscription gratuite

Description

Ce site permet de gagner de l'argent en cliquant sur des publicités. Vous avez le droit à différent type de PTC, tels que :
- Les publicités fixées (il vous donne 0,001 $ + 1 points et 0,0005 $ + 1 points).
- Les publicités standards (il vous donne 0,001 $ + 1 points)
- Nano (il vous donne 0,0005 $ + 1 points)
- Nombre de clics par jour : 15
- Nombre d'utilisateurs : 54775

Parrainage

Vous pouvez également parrainer vos camarades en donnant votre lien de référence. Dès qu'une personne clique sur ce lien et s'inscrire dans le site, vous gagnerez un filleul direct. Plus aurez de filleuls, plus vous gagnerez d'argent rapidement. Le taux moyen de parrainage est 10 %

Infos sur les paiements

Dès que vous atteint le seuil de paiement qui est fixé à 5 $, vous pouvez faire un retrait via PayPal ou Payza.



Mbola maro ireo PTC afaka idiranao fa mila mijery tsara fotsiny sao tsy mety eto Madagasikara ilay izy.


MIRARY NY SOA SY NY TSARA HO ANAO DIA MBA ZARAZARAO AMIN’NY HAFA RAHA HITANAO FA METY ILAY IZY.




Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire