lundi 23 janvier 2017

Akory aby!

Tsara kokoa ny manome noho ny mandray. Koa mahafaly ahy ny manolotra hoanao izay kely ananako amin'ny alalan'ity Blog ity:

fomba ahazoana vola amin'ny internet
;

Ebook izay misy karazany maro (fianarana informatiques, développement personnel,...)

ny mofon'aina (pain de vie) mamelombelona ny fanahintsika.

Koa dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anao ary ny tenako.